FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 12:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa ho foana tsy hisy eo amin’ny taranak’Israely ny fahitana tsy misy dikany+ sy ny sikidy mamitaka.+

  • Ezekiela 22:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary toy ny nanisy lalotra fotsy teo amin’ireny ny mpaminany ao aminy.+ Koa nahita fahitana tsy marina+ sy naminany lainga+ avy amin’ny sikidy ireny ho fanohanana azy ireo, ka nilaza hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony”, nefa i Jehovah tsy niteny akory.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara