Ezekiela 23:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nivaro-tena tany Ejipta izy mirahavavy,+ ary mbola tanora izy ireo dia efa nivaro-tena.+ Tany no nitsapatsapana ny nonony,+ ary tany koa no nibedabedana ny tratrany tamin’izy ireo mbola virjiny. Ezekiela 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mbola nivaro-tena tamin’ny olona maro kokoa+ i Oholiba ka tsaroany ny andro fahatanorany,+ tamin’izy nivaro-tena tany Ejipta.+
3 Nivaro-tena tany Ejipta izy mirahavavy,+ ary mbola tanora izy ireo dia efa nivaro-tena.+ Tany no nitsapatsapana ny nonony,+ ary tany koa no nibedabedana ny tratrany tamin’izy ireo mbola virjiny.
19 Mbola nivaro-tena tamin’ny olona maro kokoa+ i Oholiba ka tsaroany ny andro fahatanorany,+ tamin’izy nivaro-tena tany Ejipta.+