Ezekiela 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “‘Dia nalainao ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy izay naterakao tamiko,+ ka nataonao sorona ho an’ireny mba ho levona.+ Mbola tsy ampy anao angaha ny fivarotan-tena nataonao? Galatianina 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary io Hagara io dia Sinay,+ izay tendrombohitra anankiray any Arabia. Mifanitsy amin’ilay Jerosalema ankehitriny izy, satria andevo+ izy sy ny zanany.
20 “‘Dia nalainao ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy izay naterakao tamiko,+ ka nataonao sorona ho an’ireny mba ho levona.+ Mbola tsy ampy anao angaha ny fivarotan-tena nataonao?
25 Ary io Hagara io dia Sinay,+ izay tendrombohitra anankiray any Arabia. Mifanitsy amin’ilay Jerosalema ankehitriny izy, satria andevo+ izy sy ny zanany.