-
2 Tantara 33:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary nandoro* ny zanany tao anaty afo+ teo amin’ny lohasahan’ny taranak’i Hinoma+ izy, sady nampiasa herin’ny maizina+ sy nanao sikidy+ sy nilalao ody,+ ary nampiasa mpamoha angatra+ sy mpilaza ny hoavy.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy mba hampahatezitra azy, ary be tokoa ny ratsy vitany.+
-
-
Jeremia 32:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Nanorina an’ireo toerana avo ho an’i Bala,+ ao amin’ny lohasahan’ny taranak’i Hinoma,+ koa izy ireo mba handoroana* ny zanany lahy sy ny zanany vavy ao anaty afo,+ ho an’i Moleka.+ Tsy nandidy azy hanao izany anefa aho+ ary tsy tao an-tsaiko* akory aza ny hanao izany zava-maharikoriko izany.+ Nanao izany izy ireo mba hahatonga ny Joda hanota.’+
-