FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 16:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nandefa iraka ho any amin’i Tiglato-pilesera+ mpanjakan’i Asyria àry i Ahaza, nanao hoe: “Mpanomponao aho+ sady zanakao. Koa miakara hamonjy+ ahy eo am-pelatanan’ny mpanjakan’i Syria sy ny mpanjakan’ny Israely, fa mitsangana hamely ahy ry zareo.”

  • 2 Tantara 28:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nandefa iraka nankany amin’ireo mpanjakan’i Asyria+ i Ahaza Mpanjaka,+ mba hangataka azy ireo hanampy azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara