Ezekiela 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa niditra aho, ary nijery ka nahita sarina+ biby mandady sy biby maharikoriko+ ary sarin’ny sampy mahatsiravina rehetran’ny taranak’Israely.+ Voasokitra teny amin’ny rindrina manontolo izany rehetra izany.
10 Koa niditra aho, ary nijery ka nahita sarina+ biby mandady sy biby maharikoriko+ ary sarin’ny sampy mahatsiravina rehetran’ny taranak’Israely.+ Voasokitra teny amin’ny rindrina manontolo izany rehetra izany.