Ezekiela 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy ihany aho taminy: ‘Samia ianareo manary ny zava-maharikoriko nandrandrainareo,+ ary aza mandoto tena amin’ireo sampy maharikorikon’i Ejipta.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’+
7 Dia hoy ihany aho taminy: ‘Samia ianareo manary ny zava-maharikoriko nandrandrainareo,+ ary aza mandoto tena amin’ireo sampy maharikorikon’i Ejipta.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.’+