Hosea 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary i Jehovah nanomboka niteny tamin’ny alalan’i Hosea, ka hoy i Jehovah taminy: “Mandehana+ ianao maka vady izay hijangajanga, dia hahazo zanaky ny fijangajangany ianao. Nijangajanga mantsy ity tany ity ka tsy nanaraka an’i Jehovah intsony.”+ Jakoba 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ry mpanitsakitsa-bady,+ tsy fantatrareo ve fa fandrafiana an’Andriamanitra ny fisakaizana amin’izao tontolo izao?+ Koa na iza na iza te ho naman’izao+ tontolo izao, dia mitsangan-ko fahavalon’Andriamanitra izy.+
2 Ary i Jehovah nanomboka niteny tamin’ny alalan’i Hosea, ka hoy i Jehovah taminy: “Mandehana+ ianao maka vady izay hijangajanga, dia hahazo zanaky ny fijangajangany ianao. Nijangajanga mantsy ity tany ity ka tsy nanaraka an’i Jehovah intsony.”+
4 Ry mpanitsakitsa-bady,+ tsy fantatrareo ve fa fandrafiana an’Andriamanitra ny fisakaizana amin’izao tontolo izao?+ Koa na iza na iza te ho naman’izao+ tontolo izao, dia mitsangan-ko fahavalon’Andriamanitra izy.+