Ezekiela 16:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “‘Hotsaraiko toy ny fitsara vehivavy mpanitsakitsa-bady+ sy mpandatsa-dra+ ianao. Koa hanampatra ny fahatezerako sy ny fahasarotam-piaroko aminao aho, ka halatsako ny ranao.+ Ezekiela 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, tsy tokony hitsara ve ianao?+ Tsy tokony hitsara an’ilay tanàna mpandatsa-dra+ ve ianao? Ary tsy tokony hampahafantarinao azy tokoa ve ny zava-maharikoriko rehetra nataony?+
38 “‘Hotsaraiko toy ny fitsara vehivavy mpanitsakitsa-bady+ sy mpandatsa-dra+ ianao. Koa hanampatra ny fahatezerako sy ny fahasarotam-piaroko aminao aho, ka halatsako ny ranao.+
2 “Ry zanak’olona, tsy tokony hitsara ve ianao?+ Tsy tokony hitsara an’ilay tanàna mpandatsa-dra+ ve ianao? Ary tsy tokony hampahafantarinao azy tokoa ve ny zava-maharikoriko rehetra nataony?+