Joela 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nataony antsapaka ny oloko.+ Ny zazalahy nataony takalon’ny mpivaro-tena,+ ary ny zazavavy namidiny hahazoana divay hosotroina. Obadia 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tamin’ny andro nihatakatahanao, sy namaboan’ny vahiny ny tafiky ny rahalahinao,+ ary nidiran’ny hafa firenena teo am-bavahadiny+ ka nanaovan’izy ireny antsapaka an’i Jerosalema,+ dia toy ny iray tamin’ireny koa ianao. Nahoma 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Voatokana hatao sesitany koa i No-amona, ka lasa babo.+ Notorotoroina teny an-joron-dalana rehetra teny ny zanany.+ Natao antsapaka+ ireo olo-manan-kajany. Ary nasiana gadra vy daholo ny olona ambony tao aminy.+
3 Ary nataony antsapaka ny oloko.+ Ny zazalahy nataony takalon’ny mpivaro-tena,+ ary ny zazavavy namidiny hahazoana divay hosotroina.
11 Tamin’ny andro nihatakatahanao, sy namaboan’ny vahiny ny tafiky ny rahalahinao,+ ary nidiran’ny hafa firenena teo am-bavahadiny+ ka nanaovan’izy ireny antsapaka an’i Jerosalema,+ dia toy ny iray tamin’ireny koa ianao.
10 Voatokana hatao sesitany koa i No-amona, ka lasa babo.+ Notorotoroina teny an-joron-dalana rehetra teny ny zanany.+ Natao antsapaka+ ireo olo-manan-kajany. Ary nasiana gadra vy daholo ny olona ambony tao aminy.+