Salamo 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fantatra amin’ny didim-pitsarana nampihariny i Jehovah.+Ny asan’ny tanan’ny ratsy fanahy ihany no mamandrika azy.+Higaiona. Sela. Jeremia 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Misy milaza amiko hoe: “Aiza ihany izay tenin’i Jehovah eo?+ Aoka ho tanteraka amin’izay izany!” Ezekiela 25:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hataoko kijana ho an’ny rameva i Raba,+ ary ny tanin’ny taranak’i Amona hataoko toeram-pialan-tsasatra ho an’ny ondry aman’osy.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.”’”+
16 Fantatra amin’ny didim-pitsarana nampihariny i Jehovah.+Ny asan’ny tanan’ny ratsy fanahy ihany no mamandrika azy.+Higaiona. Sela.
5 Ary hataoko kijana ho an’ny rameva i Raba,+ ary ny tanin’ny taranak’i Amona hataoko toeram-pialan-tsasatra ho an’ny ondry aman’osy.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.”’”+