FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 19:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Ary ilay zandriny koa tera-dahy, ka nataony hoe Ben-amy ny anarany. Io no rain’ny taranak’i Amona,+ mandraka androany.

  • Jeremia 49:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Izao no nolazain’i Jehovah momba ny taranak’i Amona:+ “Tsy manan-janaka angaha ny Israely, sa tsy manana mpandova? Koa nahoana no nalain’i Malkama+ ny tanin’i Gada,+ ka ny mpivavaka aminy no mipetraka ao amin’ireo tanànan’ny Israely?”+

  • Amosa 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘“Noho ny nikomian’ny taranak’i Amona+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako,+ satria izy nanataka ny kibon’ny vehivavy bevohoka tao Gileada, mba hanitarany ny faritaniny.+

  • Zefania 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa raha mbola velona koa aho”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, “dia ho lasa tahaka an’i Sodoma i Moaba,+ ary ho tahaka an’i Gomora ny taranak’i Amona,+ eny, ho feno tsilo sy hanjary ho lava-tsira ary tsy hisy mponina, mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Horobain’ny sisa amin’ny oloko izy ireo, ary ho lasa fananan’ny sisa amin’ny vahoakako.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara