Joba 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary nanana biby fiompy,+ dia ondry fito arivo sy rameva telo arivo sy omby arivo ary ampondravavy dimanjato. Nanana mpanompo maro be koa izy. Izany lehilahy izany no nanan-karena indrindra tamin’ny Tatsinanana+ rehetra. Ezekiela 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Homeko ho an’ny Tatsinanana+ i Moaba sy ny taranak’i Amona.+ Ary hataoko lasa fananan’ny hafa izy mba tsy hotsaroan’ireo+ firenena intsony ny taranak’i Amona.
3 ary nanana biby fiompy,+ dia ondry fito arivo sy rameva telo arivo sy omby arivo ary ampondravavy dimanjato. Nanana mpanompo maro be koa izy. Izany lehilahy izany no nanan-karena indrindra tamin’ny Tatsinanana+ rehetra.
10 Homeko ho an’ny Tatsinanana+ i Moaba sy ny taranak’i Amona.+ Ary hataoko lasa fananan’ny hafa izy mba tsy hotsaroan’ireo+ firenena intsony ny taranak’i Amona.