Ezekiela 25:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia hatolotro ho fananan’ny Tatsinanana ianao.+ Koa haorin’izy ireo ao aminao ny tobiny misy manda, ary hatsangany ao aminao ny tranolainy. Izy ireo no hihinana ny vokatrao sy hisotro ny ronononao.+
4 dia hatolotro ho fananan’ny Tatsinanana ianao.+ Koa haorin’izy ireo ao aminao ny tobiny misy manda, ary hatsangany ao aminao ny tranolainy. Izy ireo no hihinana ny vokatrao sy hisotro ny ronononao.+