3 Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Homelohiko ianao, ry faritra be tendrombohitr’i Seira,+ ka haninjitra ny tanako hamely anao aho.+ Dia hataoko lao tsy misy mponina ianao.+
4 “Haninjitra ny tanako hamely an’i Joda sy ny mponina rehetra ao Jerosalema aho,+ ka haringako tsy ho ao izay sisa amin’i Bala,+ ary hofoanako ny anaran’ireo mpisoron’ny andriamani-kafa mbamin’ny mpisorona hafa.+