FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 14:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Aoka tsy hisy hifaly ao aminao,+ ry Filistia,+ satria hoe tapaka ny tehin’ilay namely anao.+ Fa hisy bibilava misy poizina+ hipoitra avy amin’ilay menarana,+ ka ny taranany dia ho bibilava misidina sady misy poizina mampamaivay.+

  • Jeremia 25:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 ny hafa firenena rehetra, sy ny mpanjaka rehetran’i Oza,+ sy ny mpanjaka rehetran’ny Filistinina+ sy Askelona+ sy Gaza+ sy Ekrona+ ary izay sisa ao Asdoda;+

  • Joela 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Misy zavatra iombonanareo amiko angaha moa, ry Tyro sy Sidona+ ary ianareo rehetra faritr’i Filistia?+ Izao ve no mba valisoa omenareo ahy? Koa raha izao no ataonareo amiko, dia hatsingeriko haingana dia haingana ho eo an-dohanareo izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara