-
Ezekiela 5:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Handatsa+ sy hanevateva+ anao ny firenena manodidina anao, ka ho anatra+ ho azy ianao ary hihorohoro izy ireo noho izay nanjo anao, rehefa hampihariko eo aminao ny didim-pitsarako. Ho tezitra sy vinitra ary hananatra anao amin-katezerana aho amin’izay fotoana izay.+ Izaho Jehovah no miteny izany.
-