Ezekiela 26:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hataoko lasa harambato mamiratra sy mangadihady ianao,+ ka ho toerana fanahazana harato.+ Koa tsy haorina intsony ianao, fa izaho Jehovah no miteny izany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.+
14 Dia hataoko lasa harambato mamiratra sy mangadihady ianao,+ ka ho toerana fanahazana harato.+ Koa tsy haorina intsony ianao, fa izaho Jehovah no miteny izany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.+