17 fa tao anatin’ny adiny iray monja dia foana izany harem-be izany!’+
“Ary nijoro lavidavitra ny kapitenin-tsambo rehetra sy izay rehetra mpandeha sambo avy any amin’ny faritra rehetra,+ mbamin’ny tantsambo sy izay rehetra mivelona amin’ny ranomasina.+