Isaia 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hanaintaina mafy ny olona rehefa mandre izay manjo an’i Tyro,+ toy ny rehefa nandre izay nanjo an’i Ejipta.+ Ezekiela 27:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Hanao hira fisaonana sy hira mitaraindraina ho fanehoana alahelo anao izy ireo,+ ka hanao hoe: “‘“‘Iza no tahaka an’i Tyro?+ Natao izay hampangina tanteraka anao teo afovoan-dranomasina.+
5 Hanaintaina mafy ny olona rehefa mandre izay manjo an’i Tyro,+ toy ny rehefa nandre izay nanjo an’i Ejipta.+
32 Hanao hira fisaonana sy hira mitaraindraina ho fanehoana alahelo anao izy ireo,+ ka hanao hoe: “‘“‘Iza no tahaka an’i Tyro?+ Natao izay hampangina tanteraka anao teo afovoan-dranomasina.+