Genesisy 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary ny zanakalahin’i Gomera dia i Askenaza+ sy Rifata+ ary Togarma.+ 1 Tantara 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ny zanakalahin’i Gomera dia i Askenaza+ sy Rifata+ ary Togarma.+ Ezekiela 38:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Miaraka aminao koa i Gomera+ sy ny miaramilany rehetra, sy ny taranak’i Togarma+ avy any amin’ny farany avaratra, mbamin’ny miaramilany rehetra, eny, firenena maro.+
6 Miaraka aminao koa i Gomera+ sy ny miaramilany rehetra, sy ny taranak’i Togarma+ avy any amin’ny farany avaratra, mbamin’ny miaramilany rehetra, eny, firenena maro.+