Genesisy 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary ny zanakalahin’i Gomera dia i Askenaza+ sy Rifata+ ary Togarma.+ Ezekiela 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Soavaly fitondra miady sy karazan-tsoavaly hafa ary ramole no avy tamin’ny taranak’i Togarma,+ ary ny entam-barotrao no nomenao ho takalon’ireny.
14 Soavaly fitondra miady sy karazan-tsoavaly hafa ary ramole no avy tamin’ny taranak’i Togarma,+ ary ny entam-barotrao no nomenao ho takalon’ireny.