Isaia 51:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Akaiky ny fahamarinako.+ Efa ho avy ny famonjena avy amiko,+ ary hitsara an’ireo firenena+ ny sandriko. Hanantena ahy ireo nosy,+ ary hiandrandra ny sandriko izy ireo.+ Romanina 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary hoy indray i Isaia: “Hisy fakan’i Jese,+ ary hisy hitsangana hitondra ny hafa firenena,+ ka izy no hantenain’ny hafa firenena.”+
5 Akaiky ny fahamarinako.+ Efa ho avy ny famonjena avy amiko,+ ary hitsara an’ireo firenena+ ny sandriko. Hanantena ahy ireo nosy,+ ary hiandrandra ny sandriko izy ireo.+
12 Ary hoy indray i Isaia: “Hisy fakan’i Jese,+ ary hisy hitsangana hitondra ny hafa firenena,+ ka izy no hantenain’ny hafa firenena.”+