Salamo 37:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy.+Handinika an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy.+ Ezekiela 26:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hataoko lasa harambato mamiratra sy mangadihady ianao,+ ka ho toerana fanahazana harato.+ Koa tsy haorina intsony ianao, fa izaho Jehovah no miteny izany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.+
10 Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy.+Handinika an’izay nisy azy ianao, nefa tsy ho eo intsony izy.+
14 Dia hataoko lasa harambato mamiratra sy mangadihady ianao,+ ka ho toerana fanahazana harato.+ Koa tsy haorina intsony ianao, fa izaho Jehovah no miteny izany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.+