Isaia 23:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nentina teny ambonin’ny rano ny vokatr’i Sihora,+ dia ny vokatr’i Neily, izay fidiram-bolan’i Tyro. Lasa tombony ho an’ireo firenena izany.+ Ezekiela 27:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘“I Tarsisy+ no nifanaovanao raharaham-barotra, noho ny hamaroan’ny zava-tsarobidy isan-karazany.+ Ny entam-barotrao no nomenao ho takalon’ny volafotsy sy vy sy firapotsy ary firamainty avy any aminy.+
3 Ary nentina teny ambonin’ny rano ny vokatr’i Sihora,+ dia ny vokatr’i Neily, izay fidiram-bolan’i Tyro. Lasa tombony ho an’ireo firenena izany.+
12 “‘“I Tarsisy+ no nifanaovanao raharaham-barotra, noho ny hamaroan’ny zava-tsarobidy isan-karazany.+ Ny entam-barotrao no nomenao ho takalon’ny volafotsy sy vy sy firapotsy ary firamainty avy any aminy.+