Isaia 31:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Olombelona ihany+ ny Ejipsianina, fa tsy Andriamanitra, ary nofo ihany ny soavaliny,+ fa tsy fanahy. Haninjitra ny tanany i Jehovah, dia tsy maintsy ho tafintohina ilay manampy, ary hianjera ilay ampiana,+ ka hiaraka ho levona izy rehetra.
3 Olombelona ihany+ ny Ejipsianina, fa tsy Andriamanitra, ary nofo ihany ny soavaliny,+ fa tsy fanahy. Haninjitra ny tanany i Jehovah, dia tsy maintsy ho tafintohina ilay manampy, ary hianjera ilay ampiana,+ ka hiaraka ho levona izy rehetra.