Joba 40:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Avelao hipoaka ny fahatezeranao,+Ary jereo izay manambony tena ka ampietreo. Salamo 73:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Eo amin’ny toerana malama tokoa no ametrahanao an’ireny.+Ary ataonao izay hahalavo azy mba ho ringana izy.+ Salamo 147:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Manao izay hahamaivana ny fahorian’ny mpandefitra i Jehovah.+Fa aetriny amin’ny tany kosa ny ratsy fanahy.+ Isaia 14:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Any amin’ny toeran’ny maty* anefa no hampidinana anao,+ any amin’ny farany ambany amin’ny lavaka.+
18 Eo amin’ny toerana malama tokoa no ametrahanao an’ireny.+Ary ataonao izay hahalavo azy mba ho ringana izy.+
6 Manao izay hahamaivana ny fahorian’ny mpandefitra i Jehovah.+Fa aetriny amin’ny tany kosa ny ratsy fanahy.+
15 “Any amin’ny toeran’ny maty* anefa no hampidinana anao,+ any amin’ny farany ambany amin’ny lavaka.+