FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 20:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Noho ilay hanitra mampitony, dia hankasitraka anareo aho,+ rehefa hamoaka anareo avy any amin’ireo firenena sy hanangona anareo avy any amin’ny tany nanaparitahana anareo.+ Koa amin’ny alalanareo no hanamasinana ahy eo imason’ireo firenena.’+

  • Ezekiela 36:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 ‘Hohamasiniko ny anarako+ be voninahitra, izay nozimbazimbaina tany amin’ireo firenena, ary nozimbazimbainareo koa teo amin’ireny. Dia tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena fa izaho no Jehovah’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘rehefa hamasinina eo aminareo aho, eo imason’ireny.+

  • Ezekiela 38:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa izao no hataoko eo imason’ny firenena maro: Hasehoko ny fahalehibeazako sy ny fahamasinako+ ary hataoko izay hahafantaran’izy ireo ahy. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara