Jeremia 30:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa hisy handrapaka izay rehetra mandrapaka anao,+ ary ho lasa babo daholo ny fahavalonao rehetra.+ Halaina an-keriny ny fananan’ireo naka an-keriny ny fanananao, ary hatolotro horobaina izay rehetra nandroba anao.”+
16 Koa hisy handrapaka izay rehetra mandrapaka anao,+ ary ho lasa babo daholo ny fahavalonao rehetra.+ Halaina an-keriny ny fananan’ireo naka an-keriny ny fanananao, ary hatolotro horobaina izay rehetra nandroba anao.”+