Eksodosy 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia maty ny trondro+ tao amin’ny Reniranon’i Neily ary maimbo ilay renirano, ka tsy afaka nisotro rano tao ny Ejipsianina.+ Ary feno ra eran’ny tany Ejipta.
21 Dia maty ny trondro+ tao amin’ny Reniranon’i Neily ary maimbo ilay renirano, ka tsy afaka nisotro rano tao ny Ejipsianina.+ Ary feno ra eran’ny tany Ejipta.