Jeremia 43:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Handrehitra afo handoroana ny tranon’ireo andriamanitr’i Ejipta aho.+ Dia hodorany tokoa ireny ary hobaboiny. Hitafy an’i Ejipta toy ny fitafin’ny mpiandry ondry ny lambany izy,+ ka hivoaka soa aman-tsara avy any Ejipta. Ezekiela 30:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ‘Ho lao eo anivon’ny tany lao koa izy ireo, ary ho rava eo anivon’ny tanàna rava ny tanànany.+
12 Handrehitra afo handoroana ny tranon’ireo andriamanitr’i Ejipta aho.+ Dia hodorany tokoa ireny ary hobaboiny. Hitafy an’i Ejipta toy ny fitafin’ny mpiandry ondry ny lambany izy,+ ka hivoaka soa aman-tsara avy any Ejipta.