22 dia ianao izany, ry mpanjaka ô,+ satria nihalehibe sy natanjaka ianao, ary nitombo be ny voninahitrao ka nanakatra ny lanitra,+ ary ny fanjakanao nipaka hatrany amin’ny faran’ny tany.+
9 “‘Ary noho ny amin’ny oloko dia naringako ny Amorita+ izay lava ranjanana toy ny hazo sedera sady matanjaka toy ny hazo goavam-be.+ Eny, naringako ny voany teny ambony sy ny fakany tao ambany.+