FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Ary izay sisa aminareo dia ho lo+ noho ny fahadisoany, any amin’ny tanin’ny fahavalonareo. Eny, noho ny fahadisoan’ny razany,+ dia ho lo toy ny razany izy ireo.

  • Ezekiela 24:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ho eo an-dohanareo ny fehiloha fanaonareo, ary ho eny an-tongotrareo ny kapanareo. Tsy hikapo-tratra ianareo na hitomany.+ Ho lany hery tanteraka ianareo, noho ny fahadisoanareo.+ Dia hifampitoloko ianareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara