12 Fa tsy fantatry ny olombelona+ ny fotoana ahafatesany.+ Toy ny trondro azon’ny harato+ mahafaty sy toy ny vorona azon’ny fandrika+ ny zanak’olombelona, izay voafandrika rehefa tonga tampoka+ aminy ny fotoana ahitan-doza.+
12 “Hovelariko hanarona azy ireo ny fandrika haratoko,+ na aiza na aiza alehany. Ary hampidiniko avy any ambony izy ireo toy ny voro-manidina.+ Hofaiziko koa izy araka ny efa nampitandremana ny fiangonany.+