FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Haparitako any amin’ny firenen-kafa ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ny tanànanareo ho rava tsy hisy mponina.

  • Ezekiela 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Haeliko any amin’ny vazan-tany efatra ny olona rehetra manodidina azy, izay mpanohana azy, mbamin’ny miaramilany rehetra.+ Ary hanatsoaka sabatra aho hamelezana azy ireo.+

  • Amosa 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nahita an’i Jehovah teo ambonin’ny alitara aho.+ Ary hoy izy: “Asio eo amin’ny lohany ny andry mba hihovotrovotra ny tokonana. Dia tapaho ny lohan’ireo andry rehetra.+ Ary hovonoiko amin’ny sabatra ny sisa tavela amin’ny olona. Koa tsy hisy ho afa-mandositra izy ireo, sady tsy hisy ho afa-mitsoaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara