10 “‘“Koa hisy ray hihinan-janaka, eo aminao.+ Ary hisy koa zanaka hihinana ny rainy. Hampihatra didim-pitsarana aminao aho ary haeliko any amin’ny vazan-tany efatra* ny sisa rehetra eo aminao.”’+
21 Ho lavon-tsabatra daholo izay miaramilany afa-nandositra. Ary izay sisa tavela kosa haely any amin’ny vazan-tany efatra.*+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho Jehovah no niteny izany.”’+