Jeremia 40:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa nankany amin’i Gedalia+ zanak’i Ahikama tokoa i Jeremia, ka niara-nonina taminy tany Mizpa,+ teo amin’ny vahoaka sisa tavela tao amin’ilay tany. Jeremia 52:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Navelany hijanona tao amin’ilay tany kosa ny sasany tamin’ireo olona ambany saranga, mba hikarakara tanimboaloboka. Ary nampanaovina asa an-terivozona koa izy ireny.+
6 Koa nankany amin’i Gedalia+ zanak’i Ahikama tokoa i Jeremia, ka niara-nonina taminy tany Mizpa,+ teo amin’ny vahoaka sisa tavela tao amin’ilay tany.
16 Navelany hijanona tao amin’ilay tany kosa ny sasany tamin’ireo olona ambany saranga, mba hikarakara tanimboaloboka. Ary nampanaovina asa an-terivozona koa izy ireny.+