FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa nandefa iraka nankany amin’ilay toerana nolazain’ilay lehilahin’Andriamanitra ny mpanjakan’ny Israely.+ Nampitandrina+ azy tokoa i Elisa, ka tsy nankany izy. Tsy indray mandeha na indroa no nitrangan’izany.

  • Hebreo 11:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Finoana no nanehoan’i Noa+ tahotra an’Andriamanitra sy nanamboarany sambofiara+ hamonjena ny ankohonany, rehefa nahazo fampitandremana avy tamin’Andriamanitra ny amin’ny zavatra mbola tsy hitany+ izy. Ary izany finoana izany no nanamelohany an’izao tontolo izao,+ ka tonga mpandova an’ilay fahamarinana+ izay araka ny finoana izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara