Ezekiela 18:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Raha miala amin’ny lalan’ny fahamarinana ny olo-marina ka manao ny tsy rariny,+ ary maty noho izany, dia ho faty tokoa izy noho ny nanaovany ny tsy rariny.+
26 “‘Raha miala amin’ny lalan’ny fahamarinana ny olo-marina ka manao ny tsy rariny,+ ary maty noho izany, dia ho faty tokoa izy noho ny nanaovany ny tsy rariny.+