Mpitsara 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nanjakazaka tamin’ny Israely ny Midianina.+ Ary noho ny nafitsok’izy ireo no nanaovan’ny zanak’Israely an’ireo fitehirizam-bokatra any ambanin’ny tany, teny an-tendrombohitra, mbamin’ireo lava-bato sy ireo toerana sarotra aleha.+ 1 Samoela 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Rehefa hitan’ny Israelita fa notandindomin-doza+ izy ireo satria voaterin’ny fahavalo, dia lasa niafina tany an-dava-bato+ sy tany an-tsefatsefaky ny harambato izy ireo, ary koa tany anaty vatolampy sy zohy ary lavaka fanangonan-drano.
2 Dia nanjakazaka tamin’ny Israely ny Midianina.+ Ary noho ny nafitsok’izy ireo no nanaovan’ny zanak’Israely an’ireo fitehirizam-bokatra any ambanin’ny tany, teny an-tendrombohitra, mbamin’ireo lava-bato sy ireo toerana sarotra aleha.+
6 Rehefa hitan’ny Israelita fa notandindomin-doza+ izy ireo satria voaterin’ny fahavalo, dia lasa niafina tany an-dava-bato+ sy tany an-tsefatsefaky ny harambato izy ireo, ary koa tany anaty vatolampy sy zohy ary lavaka fanangonan-drano.