Jeremia 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Lozan’izay manorina trano+ nefa amin’ny tsy fahamarinana, ary manao efitra ambony rihana nefa amin’ny tsy rariny, ka mampiasa olona nefa asainy miasa maina fotsiny ireny ary tsy omeny karama.+
13 “Lozan’izay manorina trano+ nefa amin’ny tsy fahamarinana, ary manao efitra ambony rihana nefa amin’ny tsy rariny, ka mampiasa olona nefa asainy miasa maina fotsiny ireny ary tsy omeny karama.+