FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 56:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 dia hoentiko ho any amin’ny tendrombohitro masina+ koa, ary hampifaliko ao amin’ny trano fivavahana amiko.+ Hekena ho eo ambony alitarako+ ny fanatitra+ dorana sy ny sorona+ atolony. Fa ny tranoko hantsoina hoe trano fivavahana ho an’ny olona rehetra.”+

  • Ezekiela 20:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 “‘Fa any amin’ny tendrombohitro masina, any amin’ny tendrombohitra avon’ny Israely’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘no hanompoan’ny taranak’Israely manontolo ahy, ao amin’ilay tany.+ Any no hankasitrahako azy ireo. Any koa no hitakiako ny fanomezana avy aminareo sy ny voaloham-bokatra atolotrareo, dia ny zava-masina rehetra aterinareo.+

  • Mika 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Izao no tsy maintsy hitranga any am-parany:+ Ny tendrombohitra+ misy ny tranon’i+ Jehovah dia ho mafy orina sady ho avo noho ny tampon’ireo tendrombohitra, ka hasandratra ho avo noho ireo havoana.+ Ary hitanjozotra ho any ny olona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara