FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 dia homeko ranonorana amin’ny fotoanany tokoa ianareo,+ ka hataoko mahavokatra ny tany,+ ary hamoa ny hazo eny an-tsaha.+

  • Isaia 35:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Eny, hamony+ tokoa izany, ary tena ho faly ka hiravoravo sy hihoby.+ Homena azy ny voninahitr’i Libanona,+ sy ny famirapiratan’i Karmela+ sy Sarôna.+ Ary hisy olona sasany hahita ny voninahitr’i Jehovah,+ dia ny famirapiratan’ilay Andriamanitsika.+

  • Isaia 55:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Fa amim-pifaliana no handehananareo,+ ary amim-piadanana no hitondrana anareo mody.+ Hifaly sy hihoby eo anatrehanareo ny tendrombohitra sy ny havoana,+ ary hitehaka ny hazo any an-tsaha.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara