Salamo 109:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy mba nahatsiaro haneho hatsaram-panahy feno fitiavana mantsy izy,+Fa nenjehiny foana ny ory sy ny mahantra+Ary ny kivy, mba hamonoany azy ho faty.+ Obadia 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa efa akaiky ny andro hamelezan’i Jehovah ny firenena rehetra.+ Koa araka izay nataonao taminy no mba hatao aminao koa.+ Ary hatsingerina eo an-dohanao ny nataonao taminy.+ Romanina 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hamaly ny tsirairay araka izay nataony avy izy:+ Galatianina 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+
16 Tsy mba nahatsiaro haneho hatsaram-panahy feno fitiavana mantsy izy,+Fa nenjehiny foana ny ory sy ny mahantra+Ary ny kivy, mba hamonoany azy ho faty.+
15 Fa efa akaiky ny andro hamelezan’i Jehovah ny firenena rehetra.+ Koa araka izay nataonao taminy no mba hatao aminao koa.+ Ary hatsingerina eo an-dohanao ny nataonao taminy.+
7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+