Isaia 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa tezitra amin’ny firenena rehetra i Jehovah+ sady misafoaka amin’ny tafik’izy ireo manontolo.+ Hatokany haringana ireny, ka hovonoiny ho faty.+ Jeremia 25:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary hiampatrampatra hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ka hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ny voavonon’i Jehovah,+ amin’izany andro izany. Tsy hitomaniana na hangonina na halevina ireny,+ fa ho zezika eny ambonin’ny tany.’+
2 Fa tezitra amin’ny firenena rehetra i Jehovah+ sady misafoaka amin’ny tafik’izy ireo manontolo.+ Hatokany haringana ireny, ka hovonoiny ho faty.+
33 Ary hiampatrampatra hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ka hatrany amin’ny faran’ny tany anankiray ny voavonon’i Jehovah,+ amin’izany andro izany. Tsy hitomaniana na hangonina na halevina ireny,+ fa ho zezika eny ambonin’ny tany.’+