FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 34:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hariana ireo voavono eo amin’izy ireo, ary hidofaka ny fofon’ny fatiny.+ Hampitsonika ny tendrombohitra ny ran’izy ireo.+

  • Isaia 66:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ho toy ny afo mandevona i Jehovah rehefa hampihatra didim-pitsarana amin’ny nofo rehetra, ka hampiasa ny sabany.+ Ary ho be dia be tokoa ny voavonon’i Jehovah.+

  • Jeremia 12:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Avy tany amin’ny lala-masaka rehetra tany an-tany efitra ireo mpandroba. Mandripaka olona hatrany amin’ny faran’ilay tany ka hatrany amin’ny faran’ilay tany ny sabatr’i Jehovah.+ Tsy misy fiadanana ho an’ny nofo rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara