25 “‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Rehefa angoniko avy any amin’ireo firenena nanaparitahana azy ny taranak’Israely,+ dia hohamasinina eo amin’izy ireo sy eo imason’ireo firenena aho.+ Honina eo amin’ny taniny tokoa izy ireo,+ dia ilay tany nomeko an’i Jakoba mpanompoko.+