Jeremia 30:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ho oloko tokoa ianareo,+ ary izaho ho Andriamanitrareo.”+ Ezekiela 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 mba hitandremany ny lalàko sy hanajany ny didim-pitsarako ka hanatanterahany izany.+ Dia ho oloko tokoa izy ireo,+ ary izaho ho Andriamaniny.”’+ Ezekiela 37:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ho eo amin’izy ireo ny tranolaiko,+ ka ho Andriamaniny tokoa aho ary izy ireo ho oloko.+
20 mba hitandremany ny lalàko sy hanajany ny didim-pitsarako ka hanatanterahany izany.+ Dia ho oloko tokoa izy ireo,+ ary izaho ho Andriamaniny.”’+