FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 31:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Amin’izany fotoana izany”, hoy i Jehovah, “dia ho Andriamanitry ny foko rehetran’ny Israely aho, ary izy ireo ho oloko.”+

  • Ezekiela 36:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary honina ao amin’ilay tany nomeko ny razanareo tokoa ianareo.+ Dia ho oloko ianareo, ary izaho ho Andriamanitrareo.’+

  • Hebreo 8:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “‘Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, rehefa afaka izany andro izany’, hoy i Jehovah: ‘Hataoko ao an-tsainy ny lalàko sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho,+ ary izy ireo ho oloko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara