Ezekiela 37:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy ihany izy tamiko: “Ry zanak’olona, tsy inona ireo taolana ireo fa ny taranak’Israely manontolo.+ Hoy mantsy izy ireo: ‘Maina ny taolanay. Very fanantenana izahay,+ ary tafasaraka tanteraka.’
11 Hoy ihany izy tamiko: “Ry zanak’olona, tsy inona ireo taolana ireo fa ny taranak’Israely manontolo.+ Hoy mantsy izy ireo: ‘Maina ny taolanay. Very fanantenana izahay,+ ary tafasaraka tanteraka.’